Entrée | 1 manamarika |
Radical | 2 marika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en anglais |
4 [1.7] to mark; to take note of |
Explications en français |
5 [1.8] marquer; prendre note de |
Exemples |
6 Tiako mantsy ny manamarika etoana fa tsy raharahan' olo-meloka iray no atrehintsika izao. [2.643#] 7 Isan' ny toetra anankiray manamarika ny fiainan' ny Malagasy koa ny fananany saina mivavaka. [1.317#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |