|
|
|
|

Entrée 1  manamaina
Radical  2 maina
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mahatonga ho maina: Ny hafanan' ny andro fotsiny dia manamaina lamba
8 Mandritra, mahatankina: Nanamaina ny matsabory ny hainandro [1.1]
Explications en anglais  9 to dry [1.7]
Explications en français  10 faire sécher, dessécher [1.8]
Exemples  11  Miasà hananana, hoy izy, fa tsy manamaina. [2.508#]
12  Ny hafanana sy ny setroka no manamaina azy. [2.117#]

Mis à jour le 2026/04/20