|
|
|
|

Entrée1  mañalotralotra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.78] [Tanala] manalokaloka, manakotakona (jereo mañalotra): Voleo bonara ny tany kafe ba hañalotralotra anaje (voleo bonara (karazan-kazo) ny saha misy kafe voavoly mba hanalokalo azy)

Mis à jour le 2024/12/07