Entrée | 1 manalehibe |
Radical | 2 lehibe |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany Mampitombo ny sary ahitana zavatra: Manalehibe ny zavatra jerena itỳ solomaso itỳ Manitatra, mampitombo filaza: Tsy mety ny manalehibe na manakely ny zavatra natao fa izay izy ihany no izy |
Explications en anglais |
5 [1.7] to make bigger or greater |
Explications en français |
6 [1.8] rendre grand; agrandir |
Exemples |
7 Nomenao ahy ny ampinga famonjenao, ary ny hamoram-ponao no miasa manalehibe ahy. [2.996#] |
Morphologie |
|
Antonymes | 12 manakely |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot manalehibe |
Mis à jour le 2024/12/12 |