|
|
|
|

Entrée1  manalefaka
Radical  2  lefaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mampahatonga malefaka, mora alefitra: Atao anaty rano ny hazo hanalefaka azy
Mampitony, manaketraka: Manalefaka ny alaheloko ny tenin' ny raiko
Mampihena: Manalefaka ny hainandro ny ranonorana
Explications en anglais  5  [1.7] to make supple; to calm; to make easier
Explications en français  6  [1.8] rendre souple; calmer; diminuer la force ou la sévérité de
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11