Entrée (1/2) | 1 manakotrana |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika |
Radical | 4 kotrana |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 manakotràna |
Partie du discours | 10 impératif du verbe actif manakotrana [Liste complète] |
Explications en malgache |
11 [1.1] |
Explications en français |
12 [1.3] |
Radical | 13 kotrana |
Anagrammes | 14 anakotranam, manakotràna, manakotrana, namantarako, nanamatroka, nanamotraka |
Mis à jour le 2025/04/13 |
![]() |