|
|
|
|

Entrée1 manakivy
Radical  2kivy
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Manao izay hahakivy, mahatonga ho kivy, ketraka, rera-po: Tsy nisy nanakivy azy velively fa izy no efa tsy tia io osa io ka nametra-pialana. [1.1]
Explications en anglais  5to discourage. [1.7]
Explications en français  6décourager. [1.3, 1.8]
7déconcerter, dégoûter. [1.3]
Exemples  8 Tsotra fotsiny, mino aho fa tsy zontsika ny manakivy ny olona. [1.369#]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :
12 Impératif :

Anagrammes  13 manakivy, 14 mikavina, 15 mivanikà, mivanìka

Mis à jour le 2025/11/05