Entrée | 1 manaitra |
Radical | 2 traitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mamoha amin' ny torimaso: Tsy nisy nanaitra ahy ka dia diso fidirana terỳ aho Mampitahotra tampoka, mampivadi-po: Nanaitra ahy ny fahitako ilay olona niditra tampoka tao an-trano Manatabataba tampoka ka mahatonga handositra: Iza no nanaitra ilay vorona nitsindrotsindroka teto Mahagaga: Manaitra ahy izany vaovao lazainao izany |
Explications en anglais |
5 [1.7] to startle, to excite |
Explications en français |
6 [1.8] surprendre; alarmer; éveiller |
Exemples |
7 Ny manofa lamba olona, fa manaitra. [1.437#] 8 manaitra am-boalohany fotsiny fa mora miofo. [2.643#] |
Morphologie |
|
Titres | 13 Ilay endrika nanaitra tao amin' ny métro Odéon (Rapatsalahy Paul) |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot manaitra |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |