|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manainga
Radical  2 ainga
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manala ny zavatra amin' ny toerana ambany misy azy ka manondrotra azy, mibata: Tsy afaka manainga ny tongony akory io marary io ~ Afaka manainga ity vato ity ve ise?
9 Mamporisika, mitaona: Manainga ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy mba hifankatia sy hiasa
10 Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Tsy afaka hanainga amin' ny efatra maraina isika fa mbola misy hamboarina ny fiarakodia [1.1]
Explications en anglais  11 to lift up, to elevate, to raise up; to send forward on a journey; to fetch to a feast or meeting; to ask a person to rise. [1.2]
Exemples  12  Fa ny Fiangonana kosa, izy manainga anao hitory azy. [1.369#]
13  Ilaikely io hoy ny olona misy zavatra manainga azy mihitsy. [2.606#]
14  laraha-mahalala koa fa ny fony indrindra no manainga ny Malagasy. [2.298#]
Combinaisons  15  5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manainga
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 17  manaingà
Radical  18 ainga
Partie du discours  19  impératif du verbe actif manainga [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  20 maingaña, manainga, manaingà, 21 manangia, 22 mangaina, mangaiña, 23 miangana

Mis à jour le 2026/08/19