Entrée (1/2) | 1 manahana |
Radical | 2 ahana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mijanona, miato 5 Mitsatoka mijanona eo ambaravarana: Midira raha hiditra fa aza manahana eo antokonana eo. [1.1] |
Explications en anglais |
6 to get in the way of, to obstruct, to hinder. [1.2] |
Exemples |
7 raha tonga aty, tafaverina soa aman-tsara an-tanindrazana ka aza manahana ny velona fa efa nody nanjary Razana ka mba mitahia. [2.245#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 13 manahàna |
Radical | 14 ahana |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif manahana |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Explications en français |
17 [1.3] |
Tableaux et planches |
18 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 19 hamanana, manahana, manahàna, hamanana, manahana, manahàna |
Mis à jour le 2023/10/27 |