Entrée | 1 managorobaka |
Radical | 2 gorobaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandoaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy: Nanagorobaka ny rindrina ireo jiolahy Enti-milaza zavatra mandoaka zavatra hafa iray ka tafavoaka maninteraka ity faharoa: Nanagorobaka ilay hazo fisaka ny bala |
Explications en anglais |
5 [1.7] to pierce through |
Explications en français |
6 [1.3#200, 1.8] percer de part en part 7 [1.3#200] pénétrer de part en part, faire aboutir |
Exemples |
8 Nanagorobaka ny hazo fisaka ny bala (La balle a percé la planche de part en part) [1.3#200] 9 Moa ho azo atao va ny misambotra azy manatrika, ao amin' ny harato, ary ny managorobaka ny orony? [2.996#] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 14 mangorobaka |
Mis à jour le 2024/12/12 |