|
|
|
|

Entrée 1  mampiray
Radical  2 iray
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 manambatra ho iray [1.13]
Explications en anglais  8 to unite [1.7]
Explications en français  9 unir [1.8]
10 unifier [1.13]
Exemples  11  Sady mampiray azy ireny no mandravarava azy koa. [1.369#]
12  Nahoana moa raha izaho no atao elanelana mampiray anareo? [2.499#]

Anagrammes  13 ampamiry, 14 mampiary, mampiray, 15 miampira

Mis à jour le 2026/04/20