|
|
|
|

Entrée1  mampikombona
Radical  2  kombona
Partie du discours  3  verbe actif
Exemples  4  Izaho hampiteraka, nefa hampikombona indray va? [2.996]
5  Mba hampikombona ny molotr' ise tsy haneso ahy intsony, dia averiko indray fa nisy hasambarana tsy roa aman-tany voatsapako tamin' ny fiarahako tamin-jazavavy iray fony izaho mbola zaza. [2.5]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Mis à jour le 2023/01/20