|
|
|
|

Entrée1  mampihodina
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en français  3  [1.3#257]
Exemples  4  [4.27#] manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny Fokontany rehetra ny Kaominina.
5  [2.445#] Arakaraka ny herin' ny fianjeran' ny rano avy amin' ny tohodrano no mampihodina mafy sy haingana ny milina.
Radical  6  hodina
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Mis à jour le 2024/12/11