|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mampifilafila
Radical  2  filafila
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampifilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra
Explications en français  5  [1.5] promettre et se dédire
Exemples  6  Nahoana no omaly mampitamby sy mampifilafila, ka anio ihany dia mifona sy milela-paladia? [1.282#]
7  Ka dia ny mihenjana amin' avona no lalàm-pitondrantena mety, hoy ny sasany, tsy mihontsona amin' izay satan' ny tany mampifilafila, miandry izay hitranga na inona na inona toa ny " vatolampy ampy handihizan' ny varatra. [2.296#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Synonymes  12  mamilafila, mampilafila

Entrée (2/2)13  mampifilafilà
Radical  14  filafila
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mampifilafila [Liste complète]

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21