Entrée | 1 mampidi-doza |
Mots élémentaires | 2 mampiditra, loza |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 mampahita loza, mamohehatra [1.1] 5 mety hiteraka loza raha tsy misy fitandremana [1.13] |
Explications en français |
6 dangereux [1.13] |
Exemples |
7 Ny fanapahan-dalana anefa no matetika mampididoza. [2.117#] 8 Fa izahay ankizy hono, tsy mahazo mandrehitra fa sao mampididoza. [2.332#] 9 Fa, mba tsy hisiana zavatra mampididoza, tamin' ny voalohandohany, lefona tsy nisy lela no nampiasaina. [2.270#] |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot mampidi-doza |
Mis à jour le 2023/02/21 |