Entrée |
mampiakatra
(akatra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manome baiko hiakatra: Iza no nampiakatra an' io olona io taty ambony rihana? Mahatonga hiakatra [1.1]
|
Explications en anglais | To appeal a case to a higher
court ; to send something to a higher
instance for final decision [1.7]
|
Explications en français | Faire monter, renvoyer une
affaire à une instance supérieure [1.8]
|
Exemples | Dia hitantsika amin' izany fa ny hery mampiakatra azy dia tsy maintsy be dia be.
[1.357]
|
Morphologie |
Présent : |
mampiakatra |
Passé : |
nampiakatra |
Futur : |
hampiakatra |
Impératif : |
mampiakara |
|
|