|
|
|
|

Entrée1  mampangoraka
Radical  2  horaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3] émouvoir, toucher, exciter la compassion: Mampangoraka ahy ny fahorianao (Vos souffrances me touchent)
Exemples  6  [2.470] Ireniny oriory no mampangoraka azy kely, ka anambatambazany azy sy ipetrapetrahany eo akaikiny, na dia vetivety ihany aza.
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/24