|
|
|
|

Entrée1  mampanantena
Radical  2  antena
Partie du discours  3  verbe actif
Exemples  4  [2.4] Nomeko an' ilay mpamily faharoa ny anarako ary nampanantena azy aho fa raha misy hilàna ahy, dia ho avy aho ary hilaza ny marina.
5  [4.27] Marina fa tsy vitsy ny foto-pahalalana mikasika ny toekarena izay mampanantena vokatra mampitolagaga.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Anagrammes  9  mampanantena, mampanentana

Mis à jour le 2025/01/21