|
|
|
|

Entrée1  mamotitra
Radical  2  fotitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mametraka zavatra mivadika, mampifamadika: Misy maso lavitra mamo titra ny sarin' ny zavatra jerena aminy
Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotitra anay mianadahy
Explications en anglais  5  [1.2] to invert
to curse, to vilify, to use opprobrious language.
6  [1.7] to turn end for end
Explications en français  7  [1.8] inverser
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11