|
|
|
|

Entrée1  mamono dia
Mots élémentaires  2  mamono, dia
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  1) manao izay tsy hahitan' ny mpanaraka ny alehan' ny tena ka mivilivily sy mody mitamberimberina na mandiso ny lalan-kaleha, fa tsy any amin' izay efa noheverina
5  2) mamboatrasy mandamina tsara ny tany voasa ary ny bainga voavadika [1.1]
Explications en anglais  6  to get into step. See vono dia [1.2]
Explications en français  7  changer le pas, prendre le pas [1.3]

Mis à jour le 2023/04/16