Entrée mamelatra (velatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamela hitsotra tsara: Mamelatra karipetra handiavan' ny mpanambady ny tompontrano
Manokatra: Mamelatra boky ny mpianatra
Mandahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Mamelatra ny entany vao maraina ny mpivarotra rehetra
Manomana ho an' ny ilana azy: Mamelatra fandambanana
Mamelatra fandriana. sns
Mametraka: Mamela-pandrika ho an' ny biby ny mpihaza
Manazava: Ny mpitandrina Ranona no hamelatra ny lohateny hoe: Zava-poana izao tontolo izao [1.1]
Explications en anglais To unroll, to spread; to set a table; to explain [1.7]
Explications en français Dérouler, étendre, déployer; mettre la table; expliquer [1.8]
Morphologie 
Présent : mamelatra
Passé : namelatra
Futur : hamelatra
Impératif : mamelara
Synonymes mamelabelatra
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20