|
|
|
|

Entrée1  mambabo
Radical  2  babo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] (mitovy amin' ny hoe Mamabo, fa fanampiny kosa, azo ampiasaina amin' ny hevitra an' ohatra izy ~ Mahatarika izaitsizy, maharenoka, mahasarika mafy: Nambabo ny fony ny teny sy ny tenan' ilay nikabary
Explications en anglais  5  [1.7] to capture, to seize
Explications en français  6  [1.3, 1.8] capturer
7  [1.3] confisquer, piller
8  [1.8] saisir
Exemples  9  Fisainana lalina no mambabo azy mianaka, samy tsy nisy nihetsika ao avara-patana. [2.470#]
10  Ny kintana alinalina, mambabo ny fanahy, Mandravaka ny alina, Manetsiketsika ahy! [1.263#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Autres orthographes  15  mamabo

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21