Entrée (1/2) | 1 mamarafara |
Radical | 2 farafara |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao teny ierana ifanaovana |
Explications en anglais |
5 [1.2] to declare beforehand, to foretell, to warn, to caution. |
Explications en français |
6 [1.3] poser les préliminaires, les conditions préalables, donner des instructions |
Exemples |
7 Fa hoy aho mamarafara: tandremo ange fa hatrizay nidiran' ny fahaizan-tsamihafa sy ny fivavahana kristianina tao an-tsaina amam-pon' ny Malagasy izay, dia maro ny hevi-baovao tafatsofoka tamin'ireo tenin-drazana tranainy. [2.296#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 mamarafarà |
Radical | 13 farafara |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mamarafara [Liste complète] |
Explications en malgache |
15 [1.1] |
Explications en français |
16 [1.3] |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |