|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamantsika
Radical  2  fantsika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandraikitra amin' ny fantsika: Ny iray firenena aminy ihany no namantsika an' i Kristy tamin' ny hazofijaliana
Mitana mafy, mikiribiby amin' ny vidin-javatra lazaina
Explications en anglais  5  [1.2] to nail, to make fast with nails.
6  [1.7] to nail
Explications en français  7  [1.8] clouer
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/2)12  mamantsika
Radical  13  fantsika
Partie du discours  14  verbe actif
Explications en malgache  15  [1.1] Enti-milaza ny atody efa ho foy ka ahitana ohatra ny tevi-panjaitra menamena: Efa mamantsika ireto atody telo ireto
Explications en anglais  16  [1.2] to break or burst its shell, as a bird emerging from the shell.
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :

Mis à jour le 2024/12/07