|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mamandrika
Radical  2 fandrika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Maka amin' ny alalan' ny fandrika: Mahafinaritra an' i zandry ny mamandri-borona rehefa any ambaniaohitra [1.1]
9 manao izay hahavoa amin-kafetsena [1.1, 1.13]
Explications en anglais  10 to ensnare, to lay a trap for. [1.2]
11 to trap [1.7]
Explications en français  12 tendre un piège [1.3#146, 1.8]
13 accaparer: Namandri-bary betsaka izy (Il a accaparé beaucoup de riz)
14 s'abonner: Mamandrika gazety (S'abonner à un journal) [1.3#146]
15 piéger [1.13]
Exemples  16  Mbola kely izy io dia mamandrika vorona ary dia mahazo! [2.606#]
17  Marina izany, hoy Ineny, sady raha mamandrika hianao, dia moramora kokoa ny vidiny. [2.332#]
18  namandri-borona aho ka nahazo fody folo (J'ai tendu un piège aux oiseaux et j'ai pris dix cardinaux) [1.3#146]
19  Matetika io mpianatra io no mamandrika an-dRamose amin' ny fanontaniana saro-baliana [1.3#146]
Combinaisons  20  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mamandrika
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 22  mamandrika
Radical  23 fandrika
Partie du discours  24  verbe actif
Morphologie 
25  Présent :
26  Passé :
27  Futur :
28  Impératif :
Explications en malgache  29 Mangorona: Mamandri-bary ny olona amin' ny fararano
30 Mividy mialoha zavatra tsy mbola vita na zavamaniry tsy mbola azo hanina: Efa nisy namandrika daholo ireto foto-kafe ireto ~ Mamandrika gazety ~ Tonga hamandrika ny dikisionera malagasy-malagasy aho, tompoko [1.1]
Explications en anglais  31 to subscribe to a periodical; to reserve a place or seat [1.7]
Explications en français  32 s'abonner; retenir une place, une chambre, etc [1.8]

Mis à jour le 2026/04/21