Entrée (1/2) | 1 mamandrika |
Radical | 2 fandrika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Maka amin' ny alalan' ny fandrika: Mahafinaritra an' i zandry ny mamandri-borona rehefa any ambaniaohitra 5 [1.1, 1.13] manao izay hahavoa amin-kafetsena |
Explications en anglais |
6 [1.2] to ensnare, to lay a trap for. 7 [1.7] to trap |
Explications en français |
8 [1.3#146, 1.8] tendre un piège 9 [1.3#146] accaparer: Namandri-bary betsaka izy (Il a accaparé beaucoup de riz) s'abonner: Mamandrika gazety (S'abonner à un journal) 10 [1.13] piéger |
Exemples |
11 Mbola kely izy io dia mamandrika vorona ary dia mahazo! [2.606#] 12 Marina izany, hoy Ineny, sady raha mamandrika hianao, dia moramora kokoa ny vidiny. [2.332#] 13 namandri-borona aho ka nahazo fody folo (J'ai tendu un piège aux oiseaux et j'ai pris dix cardinaux) [1.3#146] 14 Matetika io mpianatra io no mamandrika an-dRamose amin' ny fanontaniana saro-baliana [1.3#146] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot mamandrika |
Entrée (2/2) | 21 mamandrika |
Radical | 22 fandrika |
Partie du discours | 23 verbe actif |
Explications en malgache |
24 [1.1] Mangorona: Mamandri-bary ny olona amin' ny fararano Mividy mialoha zavatra tsy mbola vita na zavamaniry tsy mbola azo hanina: Efa nisy namandrika daholo ireto foto-kafe ireto ~ Mamandrika gazety ~ Tonga hamandrika ny dikisionera malagasy-malagasy aho, tompoko |
Explications en anglais |
25 [1.7] to subscribe to a periodical; to reserve a place or seat |
Explications en français |
26 [1.8] s'abonner; retenir une place, une chambre, etc |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |