|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mamalana
Radical  2  valana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandefa hanaraka ny rano: Mamalan-drano ny ondana niondanan' ny maty ny olona, mba ho lasany any ny ratsy rehetra!
Mandroaka, mampihataka lavitra: Misy mihitsy didy mamalana ny biby mpanimba voly lavitra ny fonenan' ny olona
Manisy fampandairan-doko amin' ny lamba; maneza: Mamalana lamba landy
Mandiso ny feon-kira izay manjary mitambororotra: Aza avela hihira ireo ankizy ireo fa mamalan-kira
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/3)10  mamalàna
Radical  11  valana
Partie du discours  12  impératif du verbe actif mamalana [Liste complète]

Entrée (3/3)13  mamalana
Radical  14  falana
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en anglais  16  [1.2] [Provincial] to follow by some other road, to follow on the other side; to go to the other side of a tree for the purpose of chopping it down after one side has been hewn

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21