|
|
|
|

Entrée1  malama vava
Mots élémentaires  2  malama, vava
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  loza raha hiteny fa misosa mandeha dia mandeha ery ny teny aloakan' ny vavany [1.1]
Exemples  5  Ao koa ireo malama vava "boka vola", havanana amin'ny fitenenana, ary mampihaiky ny hafa. [2.606]
Synonymes  6  fihara-bava

Mis à jour le 2023/04/16