|
|
|
|

Entrée1  malama
Radical  2  lama
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Malambolambo mampibolisatra: Tandremo sao potraka fa malama ny fotaka
Midifidify tsy mety mandoa trosa: Olona malama iny Rangahy iny fa aza mba mampisambo-bola an' iny.
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] smooth, slippery
Explications en français  6  [1.3, 1.8] glissant
7  [1.3] Poli, uni
figuré: mauvais payeur, peu probe, qui ne rend pas ce qu'il emprunte
8  [1.8] lisse
Exemples  9  Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [2.472]
10  Raha manaiky ny tsy hiverina ilalana ny tongotrao kapohin‘ ny bozaka kotsan' ando sy solafaka impolo kely amin' ny fotaka malaman' ny riaka... [2.529]
11  nefa tandremo sao lavo fa malama ny lalana; [2.1010]
12  Tonon' andry malama, Mahaiza mitan-kazomanga, Fa ny zana-Bazaha no hitsangaaa. [2.69]
Morphologie 
13  Simple :
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes  29  Proverbes contenant le mot malama

Anagrammes  30 

Mis à jour le 2025/01/21