Entrée | 1 malama maina |
Mots élémentaires | 2 malama, maina |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 (miaraka mandrakariva amin' ny teny hoe tany): enti-milaza ny fiainana izay sarotra itondran-tena fa jerena toa mora andehanana nefa raha tsy mitandrina mety hamotraka [1.1] |
Exemples |
5 Tandremo fa malama maina ny tany ka tsy azo anaovana tongo-dovia [1.1] 6 Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. [2.499] 7 Nahatsiaro loatra manko izy fa " malama maina " ny lalantsika ety: koa mba may izy hiomana sy hitady fanefitra. [2.296] |
Mis à jour le 2023/07/25 |