Entrée maka ba
Mots élémentaires maka ; ba
Partie du discours locution
Explications en malgache Manao fiomanana (avy amin' ilay fomban' ny mpitarika hira izay mively ba araka ny ban-kira roa na telo na efatra, indray mandeha alohan' ny hanombohana hira) [1.1]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/16