Entrée |
mahazaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tady makadiry: Mamatotra omby amin' ny mahazaka [1.1]
|
Explications en anglais | A stout rope or cable [1.7]
|
Explications en français | Câble, grosse corde [1.3, 1.8]
|
Exemples | Famaky sy mahazaka no nentiny hamangiana ny teny.
[2.298]
|
Synonymes | |
|
Entrée |
mahazaka
(zaka)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Afaka na tia mitondra: Tsy mahazaka an' io entana io aho Mahalefitra, mahatanty: Tsy mahazaka ny teny fanarabiana izy [1.1]
|
Explications en anglais | To be able to bear, to be equal to [1.7]
|
Explications en français | être capable de supporter; être capable de porter [1.8]
|
Exemples | sanatrian'izany, toa vorontsiloza manjoretra tsy mahazaka elatra.
[2.1010]
|
|