Entrée |
mahavoky
(voky)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en anglais | To satisfy with food [1.7]
|
Explications en français | Rassasier;
être suffisant pour rassasier [1.8]
|
Exemples |
1 | Katisoa no mahavoky anareo efa-dahy, hoy ilay tompon-trano;
[2.499]
|
2 | Izay mahavoky ny kibo ihany ny Andriana, fa tsy mila vola, koa aoka ho Isan' ny mpanomponao.
[2.895]
|
3 | Ny fefiloha no mahavoky anareo ambaniandro fa ny rano no entina manetsa ny vary ary ny vary no mahavoky ny ambaniandro.
[2.508]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mahavoky |
Passé : |
nahavoky |
Futur : |
hahavoky,
-kahavoky |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
Mahavoky
(maha, voky)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Coordonnées | -21.75, 47.9166667
-21.0833333, 48.3833333
-20.0666667, 47.05
-18.7833333, 48
|
Toponymie | maha,
voky |
|