Entrée | 1 mahavoa |
Radical | 2 voa |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao Mahazo: Tsy nahavoa ny fandriha nataonao Maharesy, mahafaty antoka: Tsy fitandremana kely foana dia mety mahavoa Mahomby: Tsy mahavoa io mpisolovava io fa ialao |
Explications en anglais |
5 [1.7] to strike; to hit the mark; to wound |
Explications en français |
6 [1.8] atteindre le but, atteindre la cible; blesser, tuer |
Morphologie |
|
Analogues | 11 mahavoafady |
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot mahavoa |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |