Entrée | 1 mahavanona |
Radical | 2 vanona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mahatonga ho vanona: Ny toetra amam-panahy no mahavanona [1.1] |
Explications en anglais |
5 to bring to completion or to maturity [1.7] |
Explications en français |
6 mener à bonne fin; produire des fruits mûrs [1.8] |
Exemples |
7 Mbola io koa ny teny napetrakareo, ny hoe: raha mahavokatra, raha mahavanona. [2.245#] 8 Tsy hitondra any amin' ny hevitra iombonana sy mahavanona raha izy tenany fotsiny. [1.369#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 ahavanonam, hanamavoan, hanavoanam, mahavanona, vahomanana |
Mis à jour le 2023/08/26 |