Entrée | 1 mahasosotra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mahatonga ho sosotra, manafintohina: Nahasosotra an' i neny aho ka nifona taminy Mahadikidiky, mahasorisorena, manorisory: Mahasosotra ahy izany feomborona hafahafa izany |
Explications en anglais |
4 [1.7] to annoy, to vex |
Explications en français |
5 [1.8] vexer, ennuyer, mécontenter |
Exemples |
6 [2.442#] mahasosotra mantsy ny fako miparitaka etsy sy eroa. 7 [2.499#] mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny. |
Radical | 8 sosotra |
Morphologie |
|
Analogues | 12 mahalonilony, mahakamo, mahaletra, mahasendaotra, mampandongilongy, mahatezitra, mahadikidiky, maharikoriko, vodisetroka |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mahasosotra |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |