Entrée | 1 maharikoriko |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Miteraka na mahatonga rikoriko, mahasosotra izaitsizy, mahalotika: Maharikoriko ny loton' itỳ zaza ~ Maharikoriko ahy ny toetran' iny olona tsy valahara iny |
Explications en anglais |
4 [1.7] nauseating |
Radical | 5 rikoriko |
Analogues | 6 mahadikidiky, mahaboboka |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |