Entrée | 1 mahalana |
Radical | 2 halana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1#554] Be elanelany, tsy mifanakaiky: Nataonao mahalana loatra ny hazo nambolena ka betsaka ny ambiny tsy lany Tsy mpiseho matetika, indraindray foana: Mahalana vao mitsidika anay aty ny lehibem-paritany 5 [1.13] tsy mateti-piseho |
Explications en anglais |
6 [1.2] far apart, not close. |
Explications en français |
7 [1.3#208] clair-semé, espacé, qui se fait ou arrive de temps en temps 8 [1.13] rare |
Exemples |
9 Namindra mahalana indray ilay tovolahy, nananika ny fiakarana somary mideza. [2.529#] |
Antonymes | 10 matetika |
Analogues | 11 makaka, bakaka, bakatraka, manify, manify fafy, malalaka be elanelana, mielanelana, tsy matetika, tsy mifanety, tsy fahita matetika, tsy fahita firy, mitsitapitapy, indraindray tadiavina, tsy fahita firy ohatra ny gisa mainty |
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mahalana |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |