|
|
|
|

Entrée1  mafaike
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  mafaitra, mangidy, tsy mamy, tsy matsatso: Tamam-pary mame ka mangady ny vahine mafaike (tamana ny hamamian'ny fary ka mihady ny fakany mangidy) [Tanala] [1.78]
Synonymes  4  mafeka

Anagrammes  5  mafaike, miafake

Mis à jour le 2020/07/31