8 I
9 Madagasikara tanindrazanay!
10 Tany saro-bidy masina sy soa;
11 Lova soa navelan' ny razanay taloha;
12 Maty ho anao no tena lazanay.
13 II
14 Isika rehetra izao akanga miara-dia
15 Tsy azo tabaina na ravana koa;
16 Ka hitomban-dahy hiasa re satria
17 Io no loharano fototry ny soa.
|
18 III
19 Malagasy ô, andeha hifankatia;
20 Ho mpirahalahy tena iray tam-po;
21 Ny hifankahala hatao sanatria.
22 Ka iray tokoa ny saina sy ny fo.
23 Isan' andininy
24 Mitsangàna ry tanora !
25 Mitsangàna ka aza manana ahiahy;
26 Izao no andro sady ora,
27 Mijoroa sahia tokoa ho lehilahy.
|