|
|
|
|

Entrée1  lovantsofina
Mots élémentaires  2  lova, sofina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Tantara niampitampita am-bava fa tsy mba voasoratra ka tadidin' ny taranaka mifandimby
5  [1.13] tantara tsy voasoratra ifampitan'ny taranaka amam-para amin'ny fianakaviana na foko iray
Explications en français  6  [1.13] tradition orale
Exemples  7  Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany. [2.471]
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot lovantsofina

Mis à jour le 2024/12/07