| Entrée | 1 lotoina |
| Radical | 2 loto |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Asiana loto: Aza lotoina ny rano, rankizy
9 Endrikendrehina, hosoram-potaka: Nolotoiny ny raiko ka tsy manaiky aho 10 Zazavavy anaovana an-tery, alaina ankery, anaovana angovy: Nolotoin' ilay zazalahy ny zanaka vavin-dry zareo ato avaratra mbola tsy tonga taona [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to be soiled
[1.7] |
| Explications en français |
12 qu'on souille, qu'on calomnie
[1.8] |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|