|
|
|
|

Entrée (1/3)1  lokaloka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Voadivoady, toky mafana. [1.1]
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :

Entrée (2/3)7  lokaloka
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  tavindona [Bara, Sihanaka] [1.78]
10  tavindolana [Tambahoaka, Bezanozano, Tanosy] [1.78]
11  Vatan-kazo noloahana toy ny lakana atao fanomezan-tsakafo ny biby [Tsimihety] [1.1]
12  tavy fampiasan'ny mpanao trano
13  tavy fihinanan'ny biby [1.13]
Explications en français  14  auge, hourdis [1.13]
Analogues  15  Tavin-dolana, kilàny

Entrée (3/3)16  lokaloka
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  dikidiky, rikoriko [Taisaka] [1.78]

Anagrammes  19  kalokalo, kolakola, lakolako, lokaloka

Mis à jour le 2020/07/31