|
|
|
|

Entrée1  loha vaniana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] faritra eo anelanelan' ny voa sy ny taolan-tehezana
Exemples  4  [2.424#] Otrikaretina maharitra ela, indrindra ny aretina manaintaina eo amin'ny lohavaniana
Vocabulaire  5  Biologie
Mots élémentaires  6  loha, vaniana

Anagrammes  7  loha vaniana, nohalavaina, nolavahanay

Mis à jour le 2025/01/21