Entrée | 1 loarana |
Radical | 2 loatra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Avoaka (avy ao anaty zavatra lalina aty): Loary ny vary ~ Folo sobika ny tany noloarana tao anatin' io lavaka io ~ Noloarany ny hatezerana tao am-pony [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be served out of pot or container [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on sort de la marmite; qu'on sort d'un récipient [1.8] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 anolara, laroana, loarana |
Mis à jour le 2023/01/20 |