Entrée | 1 lietnà |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Militaire |
Explications en malgache |
4 manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny solietnà ary ambanin' ny kapiteny, mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vais-seau kilasy voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] |
Explications en anglais |
5 a lieutenant [1.7] |
Explications en français |
6 lieutenant [1.8] |
Exemples |
7 Ny ampitson' ny nipoahan‘ny ady dia voaantso teny amin' ny biraon' ny lehiben' ny distrika Rabruny, fa lietna izy. [2.356#] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 9 lietnà, telina |
Mis à jour le 2023/10/20 |