Entrée | 1 levilevy |
Radical | 2 levy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Teny lava atao ho fitezeran' olona ambany fifehezan' ny tena nahavita hadisoana |
Explications en anglais |
5 [1.7] threats, scolding |
Explications en français |
6 [1.3#403] réprimande 7 [1.8] menaces, réprimandes |
Exemples |
8 levilevy sy tosi-tanana no mampiraparapa sy mandronjona azy. [2.470#] 9 Ny sasany kosa indray toa miandry ny hahazoako kapoka sy levilevy avy amin' ilay mpampiasa raha vao misaraka amin' ny Senegaly aho. [2.643#] |
Dérivés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot levilevy |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |