|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lehilava
Mots élémentaires  2  lehy, lava
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.10#L262] fomba fandeha ny pai-panorona, mifamaly amin' ny hoe lehifohy. Mifamaly toy izany koa ny hoe lehihavanana sy lehihavia
Explications en français  5  [1.3#397] manière de jouer au fanorona
Vocabulaire  6  Jeu
Antonymes  7  lehifohy

Entrée (2/2)8  Lehilava
Mots élémentaires  9  lehy
Partie du discours  10  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Exemples  11  Rehefa nipetraka kelikely teo ireo Zanakantitra, dia tsy omby ny tanàna ka nivoaka niatsinanana kely naka vohitra teo Ambohimasina ny sasany; ary ny sasany kosa niakandrefana nankeo lehilava na Andohamandry. Fatratra mihitsy ny fitombony, ka tamin'ny nandaminan'i Laidama ny vatan-dehilahy ho isan-jato sy isan'arivo hampanaovina fanompoana, dia nahatratra telon-jato ny vatan-dehilahy teo aminy: Ambohimiarina zato iray, Ambohimasina zato iray, ary ny andrefana momba an'Andohamandry na lehilava, zato iray. [2.588#16]
Vocabulaire  12  Géographie: agglomérations

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21