|
|
|
|

Entrée1  lazoina (lazo)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Aserantserana amin' ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana vao notapahina
4  Asian' ny amban' aretina, asian' aretina mbola mikotrika: Angamba lazoin' ny kitrotro itỳ zaza itỳ
5  Asiana: Lazoin' ny hainandro ny andohako
6  Atarazoka; atao izay hahela: Tsy ho vita na oviana na oviana itỳ raharaha itỳ fa lazoinareo lava [1.1]
Explications en anglais  7  to be made to fade, to be wilted; to be softened by fire [1.7]
Explications en français  8  qu'on fait ternir; qu'on flétrit, qu'on ramollit auprès du feu [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot lazoina

Anagrammes  14  alozina, lazoina, lozaina, loziana

Mis à jour le 2023/01/20